FARITRA VAKINANKARATRA : VONONA HIFAMPITARIKA HO AMIN’NY FAMPANDROSOANA NY MPONINA
Teto Antsirabe no namaranana ny Torohay Fandroso tany amin’ny tapany atsimon’ny nosy tamin’ny fitetezam-paritra voalohany. Feno hipoka toy ny tany…
01/09/2026
Hamaky ny andininy
FANDROSO Mandray Anjara amin’ny Business Week Andiany faha-2 any Atsimo Andrefana
Ny Faritra Atsimo Andrefana no nandray ny Business Week andiany faha-2, nanomboka ny 29 Aogositra ka hatramin’ny 6 Septambra 2026.…
31/08/2026
Hamaky ny andininy
TOROHAY FANDROSO AMORON’I MANIA : VELOM-PANANTENANA NY VAHOAKA
Fanantenana vaovao ho an’ny vahoakan’Amoron’i Mania indrindra ho an’ny tantsaha sy ny tanora ary ireo olona manana fahasembanana ny Fandaharan’asa…
29/08/2026
Hamaky ny andininy
TOROHAY FANDROSO FIANARANTSOA : LIAM-PIVOARANA NY MPONINA
Tanora vonona sy liam-pivoarana avokoa ny tanoran’i Fianarantsoa ary efa te hiroso amin’ny fandraharahana ny ankamaroan’ny mponina. Hita taratra tamin’ny…
28/08/2026
Hamaky ny andininy
TOROHAY FANDROSO AMBALAVAO : TSY ANTONINA NY LAPAN’NY TANANA
Taorian’ny Ihosy , tsy nandalovana fotsiny fa afaka nisitraka ny Torohay Fandroso ihany koa ny mponin’ Ambalavao. Anisan’ny nampiavaka ny…
26/08/2026
Hamaky ny andininy
IHOSY : FENO HIPOKA NY EFITRANO NANDRAISANA NY VAHOAKA
Navitrika ny vahoakan’Ihosy nandray ny Torohay Fandroso ny 24 Aogositra 2026. Maro ihany koa ireo solotenam-panjakana tao an-toerana no tonga…
25/08/2026
Hamaky ny andininy
200
Lavitrisa
Ariary
Vola natokan'ny fitondrana
11
Sehatra tohanana
8% - 11%
Zana-bola