FANDROSO : NANKATOAVINA NY DIDIM-PANJAKANA FANANGANANA RAFITRA FIANTOHANA
Nankatoavin’ny Filankevitry ny minisitra ny 10 Novambra teo ny didim-panjakana manome alalana ny Fanjakana Malagasy hanangana rafitra fiantohana, ho an’ny…
11/11/2026
Hamaky ny andininy
HO FISOROHANA NY HOSOKA, IRETO MISY TSARA HO FANTATRA MIKASIKA NY FANDAHARAN’ASA FANDROSO.
Ny fametrahana ireo antonta-taratasy dia ao amin’ny foiben-toeran’ny Fandroso ihany ary amin’ny alalan’ny Paositra Malagasy raha ho an’ireo any amin’ny…
02/11/2026
Hamaky ny andininy
FANDROSO : MPIARA-MIOMBON’ANTOKA AMIN’NY FANAMORANA NY FAMATSIAM-BOLA SY NY FAMPANDROSOANA NY FAMOKARANA ETO MADAGASIKARA
Nandray anjara tamin’ny hetsika « Finance & Business Matchmaking Event » izay nokarakarain’ny Tranoben’ny Tantsaha Mpamokatra tamin’ny alalan’ny Forest and…
20/10/2026
Hamaky ny andininy
Praiministra Lehiben’ny governemanta RAJAONARISON Mamitiana nampatsiahy fa Fandaharan’asa mijery ny tanora ny Fandroso
« Tena mijery ny tanora ny fitondrana fanavaozana hoy ny Praiministra Lehiben’ny governemanta RAJAONARISON Mamitiana. Nandritra ny fandaharana manokana tao amin’ny…
06/10/2026
Hamaky ny andininy
Bruxelles : Nampatsiahy ny antom-pisian’ny Fandaharan’asa Nasionaly FANDROSO ny Filohan’ny Fanavaozana ny Repoblikan’i Madagasikara Kol RANDRIANIRINA Michael – 12/09/2026
Nampatsiahy ny antom-pisian’ny Fandaharan’asa Nasionaly FANDROSO ny Filohan’ny Fanavaozana ny Repoblikan’i Madagasikara Kol RANDRIANIRINA Michael nandritra ny lahateny mikasika ny…
14/09/2026
Hamaky ny andininy
Famelabelaran-kevitra : FIA (Fambolena, Fiompina, Jono) sy FIG (Tontolon’ny sakafo) 2026.
Ny FANDROSO dia manampy amin’ny fanatratrarana ny tanjona ho amin’ny fahaleovantenan’ny sakafo amin’ny alalan’ny fanohanana ireo tantsaha mpiompy, mpanjono ary…
11/09/2026
Hamaky ny andininy
FARITRA VAKINANKARATRA : VONONA HIFAMPITARIKA HO AMIN’NY FAMPANDROSOANA NY MPONINA
Teto Antsirabe no namaranana ny Torohay Fandroso tany amin’ny tapany atsimon’ny nosy tamin’ny fitetezam-paritra voalohany. Feno hipoka toy ny tany…
01/09/2026
Hamaky ny andininy
FANDROSO Mandray Anjara amin’ny Business Week Andiany faha-2 any Atsimo Andrefana
Ny Faritra Atsimo Andrefana no nandray ny Business Week andiany faha-2, nanomboka ny 29 Aogositra ka hatramin’ny 6 Septambra 2026.…
31/08/2026
Hamaky ny andininy
TOROHAY FANDROSO AMORON’I MANIA : VELOM-PANANTENANA NY VAHOAKA
Fanantenana vaovao ho an’ny vahoakan’Amoron’i Mania indrindra ho an’ny tantsaha sy ny tanora ary ireo olona manana fahasembanana ny Fandaharan’asa…
29/08/2026
Hamaky ny andininy
TOROHAY FANDROSO FIANARANTSOA : LIAM-PIVOARANA NY MPONINA
Tanora vonona sy liam-pivoarana avokoa ny tanoran’i Fianarantsoa ary efa te hiroso amin’ny fandraharahana ny ankamaroan’ny mponina. Hita taratra tamin’ny…
28/08/2026
Hamaky ny andininy