VAOVAO
FANDROSO : NANKATOAVINA NY DIDIM-PANJAKANA FANANGANANA RAFITRA FIANTOHANA

FANDROSO : NANKATOAVINA NY DIDIM-PANJAKANA FANANGANANA RAFITRA FIANTOHANA

Nankatoavin’ny Filankevitry ny minisitra ny 10 Novambra teo ny didim-panjakana manome alalana ny Fanjakana Malagasy hanangana rafitra fiantohana, ho an’ny…

11/11/2026

Hamaky ny andininy
HO FISOROHANA NY HOSOKA, IRETO MISY TSARA HO FANTATRA MIKASIKA NY FANDAHARAN’ASA FANDROSO.

HO FISOROHANA NY HOSOKA, IRETO MISY TSARA HO FANTATRA MIKASIKA NY FANDAHARAN’ASA FANDROSO.

Ny fametrahana ireo antonta-taratasy dia ao amin’ny foiben-toeran’ny Fandroso ihany ary amin’ny alalan’ny Paositra Malagasy raha ho an’ireo any amin’ny…

02/11/2026

Hamaky ny andininy
FANDROSO : MPIARA-MIOMBON’ANTOKA AMIN’NY FANAMORANA NY FAMATSIAM-BOLA SY NY FAMPANDROSOANA NY FAMOKARANA ETO MADAGASIKARA

FANDROSO : MPIARA-MIOMBON’ANTOKA AMIN’NY FANAMORANA NY FAMATSIAM-BOLA SY NY FAMPANDROSOANA NY FAMOKARANA ETO MADAGASIKARA

Nandray anjara tamin’ny hetsika « Finance & Business Matchmaking Event » izay nokarakarain’ny Tranoben’ny Tantsaha Mpamokatra tamin’ny alalan’ny Forest and…

20/10/2026

Hamaky ny andininy
Praiministra Lehiben’ny governemanta RAJAONARISON Mamitiana nampatsiahy fa Fandaharan’asa mijery ny tanora ny Fandroso

Praiministra Lehiben’ny governemanta RAJAONARISON Mamitiana nampatsiahy fa Fandaharan’asa mijery ny tanora ny Fandroso

« Tena mijery ny tanora ny fitondrana fanavaozana hoy ny Praiministra Lehiben’ny governemanta RAJAONARISON Mamitiana. Nandritra ny fandaharana manokana tao amin’ny…

06/10/2026

Hamaky ny andininy
Bruxelles :  Nampatsiahy ny antom-pisian’ny Fandaharan’asa Nasionaly FANDROSO ny Filohan’ny Fanavaozana ny Repoblikan’i Madagasikara Kol RANDRIANIRINA Michael – 12/09/2026

Bruxelles :  Nampatsiahy ny antom-pisian’ny Fandaharan’asa Nasionaly FANDROSO ny Filohan’ny Fanavaozana ny Repoblikan’i Madagasikara Kol RANDRIANIRINA Michael – 12/09/2026

Nampatsiahy ny antom-pisian’ny Fandaharan’asa Nasionaly FANDROSO ny Filohan’ny Fanavaozana ny Repoblikan’i Madagasikara Kol RANDRIANIRINA Michael nandritra ny lahateny mikasika ny…

14/09/2026

Hamaky ny andininy
Famelabelaran-kevitra : FIA (Fambolena, Fiompina, Jono) sy FIG (Tontolon’ny sakafo) 2026.

Famelabelaran-kevitra : FIA (Fambolena, Fiompina, Jono) sy FIG (Tontolon’ny sakafo) 2026.

Ny FANDROSO dia manampy amin’ny fanatratrarana ny tanjona ho amin’ny fahaleovantenan’ny sakafo amin’ny alalan’ny fanohanana ireo tantsaha mpiompy, mpanjono ary…

11/09/2026

Hamaky ny andininy

200 Lavitrisa
Ariary

Vola natokan'ny fitondrana

11

Sehatra tohanana

8% - 11%

Zana-bola