VAOVAO
Teknolojia
Ity sehatra ity dia mifantoka amin’ny famolavolana, fampivoarana, fikojakojana ary fanatsarana ny fitaovana, rafitra ary fotodrafitrasa ara-teknolojia.



- Injeniera sy fikarohana : injeniera momba ny fikarohana sy fampivoarana teknolojia, injeniera momba ny fifandraisan-davitra, manam-pahaizana momba ny elektronika, manam-pahaizana momba ny nanoteknolojia.
- Fotodrafitrasa sy fitaovana : teknisianina momba ny fikojakojana informatika sy tambajotra, mpanangona fitaovana informatika, teknisianina momba ny fibre optique, mpametraka rafitra elektronika tafiditra ao anaty fitaovana.
- Fiarovana sy rafitra sarotra : manam-pahaizana momba ny fiarovana informatika, injeniera momba ny rafitra fanaraha-maso mandeha ho azy, teknisianina momba ny domotika.
200
Lavitrisa
Ariary
Vola natokan'ny fitondrana
11
Sehatra tohanana
8% - 11%
Zana-bola