VAOVAO

“Fanokafana tamin’ny fomba ofisialy ny fandaharanasa nasionaly Fandroso teny Ambohitsorohitra ny 22 Jolay 2026”

Natolotra tamin’ny fomba ofisialy ny 22 Jolay 2026 ny fandaharanasa Nasionaly FANDROSO.

Nanokatra izany ny Filohan’ny Fanavaozana ny Repoblikan’i Madagasikara, ny Kolonely RANDRIANIRINA Michael niarakatamin’ny Filohan’ny Filankevi-pitantanan’ny FANDROSO, RAOBELINA Andry sy ireo mpiara-miasa tarihin’ny Tale mpanatanteraka. Fandaharanasa natao indrindra hanohanana sy hanomezana tan-tsoroka an’ireo tanora manana tetikasa, maminavinahanangana orinasa fa eo ihany koa ny mpandraharaha.

Vola 200 Miliara Ariary no natokan’ny fitondrana Fanavaozana hanohanana ireo rehetra manana tetikasa amin’izany ka afaka ny hampiroborobo ny famoronan’asa sy fandraharahana eto amin’ny firenena.

VAOVAO HAFA

200 Lavitrisa
Ariary

Vola natokan'ny fitondrana

11

Sehatra tohanana

8% - 11%

Zana-bola