VAOVAO
Nomerika
Ity sehatra ity dia ahitana ireo asa mifandray amin’ny informatika, tranonkala, fandaharana informatika, angon-drakitra ary varotra nomerika.


- Fampivoarana sy fandaharana informatika : mpamorona tranonkala, mpamorona rindranasa ho an’ny finday, mpamorona rafitra rindranasa, injeniera DevOps.
- Angon-drakitra sy tambajotra : mpitantana tahirin-kevitra, mpandalina angon-drakitra, mpandinika angon-drakitra, mpitantana rafitra informatika sy tambajotra.
- Famoronana sary sy tranonkala : mpitantana tranonkala, mpanao sary informatika, mpamorona endrika UI/UX, mpanatontosa horonan-tsary, mpamorona sary mihetsika.
- Varotra sy fifandraisana nomerika : manam-pahaizana momba ny fampitomboana ny tsena, tompon’andraikitra amin’ny fifandraisana nomerika, manam-pahaizana momba ny SEO/SEA, mpanoratra votoaty an-tranonkala.
200
Lavitrisa
Ariary
Vola natokan'ny fitondrana
11
Sehatra tohanana
8% - 11%
Zana-bola